|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitaky trosa |
| Singan-teny | 2mitaky, 3trosa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mandidy ny hamerenana ny trosa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to collect a debt.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7réclamer une dette.
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 8 mitakositra, 9 mitaky trosa, 10 Ratsimitako |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|