|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitakemotra |
| Fototeny | 2takemotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy raha vao nahita ny lehibeny tao amin' ny efitrano.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to shrink back through fear, to be on the point of crying.
6See fararemotra. [1.2] 7to shrink back in fear or shame. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8reculer par honte, par crainte.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|