|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitaitay
Fototeny  2taitay
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maika ha..., dodona ta...: Mitaitay hiasa ianareo mbola mpianatra, nefa ho leony ihany rahatrizay. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10 mitaitay
Fototeny  11taitay
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13tondraka. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14 miatiaty, 15 mitaitay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02