|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitaitaika |
| Fototeny | 2taitaika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongavanareo mitaitaika toy izao.
5Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin' ny fivoahan' ny razana avy tao am-piangonana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|