|
|
|
|

Teny iditra1 mitafotafo
Fototeny  2tafotafo
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Feno hatramin' ny molony.
5Be dia be: Fisaorana mitafotafo no atolotray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be full with a heap on (of dry measures). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7être comble (se dit des mesures de capacité). [1.8]
Ohatra  8 Tsy lanitra anefa ity tany ity, ka saro-piaro amin'ny hasambarana mitafotafo loatra ny vintana [2.583]

Fivaditsoratra  9 mifotafotà, mifotafota, 10 mitafotafo, 11 mitofatofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03