Teny iditra |
mitadidy
(tadidy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mitantara, mahatsiaro [1.78]
|
| Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy namaly ny arahabako, fa mbola nitadidy ny anarako [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To remember, to recollect, to keep in the memory. [1.2]
|
| To remember, to recollect [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se souvenir, se rappeler [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitadidy |
Ny lasa : |
nitadidy |
Ny hoavy : |
hitadidy |
Filaza mandidy : |
mitadidia, mitadidiava |
|
|