|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misosona |
| Fototeny | 2sosona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misy sosona, misy atiny misisika, misy laharana faharoa manarakaraka: Mafana ny akanjo misosona.
5/ Tsy afaky ny jiolahy ve hoy ianareo, ny hady misosona. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|