|
|
|
|

Teny iditra1 misongasonga
Fototeny  2songasonga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misongasonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8misonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12