| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao.
5Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena.
6Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo.
7Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao.
[1.1]
8miakatra, mitombo.
[1.13]
|