|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misomotaka |
| Fototeny | 2somotaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Minono na mihinana mamosibosika erỳ mifotafota eo am-pihinanana ka ifotetahan' ny loto avy amin' ny sakafo hanina ny tarehy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|