|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misomambisamby |
| Fototeny | 2somambisamby |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manopy maizina: Efa misomambisamby no tonga izy.
5Somary maizimaizina, mazava ratsy: Hazavana misomambisamby. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|