|
|
|
|

Teny iditra1 misolotika
Fototeny  2solotika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maloto mitsaporetika; misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka: Esory iny akanjonao iny fa efa misolotika aoka izany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02