|
|
|
|

Teny iditra1 misokitra
Fototeny  2sokitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao sarin-javatra sokirina: Mahay misokitra ny foko maromaro ao atsimo ao.
5Voasa amin' ny fandraka: Iza no nanana ity sary misokitra ity? .
6Maka amin' ny fitaovana marani-doha: Misokitra voankazo.
7Miangavy mafy, mangataka fatratra: Nisokitra ahy mafy Rakoto fa tsy nety namboraka ny tsiambarateloko aho. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 miritsoka, 13 misokatry, 14 misokitra, 15 mitsorika, 16 tsimorika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12