|
|
|
|

Teny iditra1 misokàka
Fototeny  2sok
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra.
5Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe. [1.1]
6misokatra kely. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7être disjoint, entr'ouvert, béant, niais. [1.3#617]
8entrebâiller. [1.13]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  12 mikasoka, 13 misokàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12