|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misoitra |
| Fototeny | 2soitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misavasava ny lavenona, na ny vain' afo amin' ny hazo kely lavalava izay atao hoe soitrafo.
5Maka voankazo amin' ny hazo lava marani-doha. 6(omby) Mandentika ny tandrony amin' ny tany. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 misiotra, 13 misoatry, 14 misoitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|