|
|
|
|

Teny iditra1 misisy
Fototeny  2sisy
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mikiky: Nisy voalavo nisisy an' ity mofo ity.
5Manitsy hazo fisaka amin' ny famaky, (tany) amin' ny angady: Dia tsy hahay hisisy hazo ve ianao?.
6Mahitsy, tsy mivaona: Hazo fisaka efa misisy io. [1.1]
Ohatra  7 Ary raha ny andriana no manao trano, dia ny fitonjalolahy no manao sy misisy ny hazo, ary ny borozano maka, ary indraindray ny foloalindahy koa no maka azy sy ny andevo ny olona voa tendry haka. [2.48]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02