|
|
|
|

Teny iditra1 misingotra
Fototeny  2singotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro.
5Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka.
6Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10tsinay misingotra aman' aty
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 misingotra, 13 tsimirango

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02