|
|
|
|
Teny iditra
1
misindaka
Fototeny
2
sin
daka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mihataka amin' ny maro, mitokana, miolonolona.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
misindaka
6
Ny lasa :
nisindaka
7
Ny hoavy :
hisindaka
8
Filaza mandidy :
misindaha
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12