|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misimisy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Ohatra |
3 Raha te-hamboly misimisy izahay, dia mampiasa tanin' olona isasahana.
[2.472]
4 Nomeko azy izay tokony ho vidin' ny omby roa, ary mbola nampiako vola misimisy ihany hiravoany miaraka amin' ny lafy valo. [2.471] 5 Saropantarina mihitsy izay tokony ho marina, kanefa toa ity hevitra farany ity no misimisy kokoa. [1.38] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|