|
|
|
|

Teny iditra1 misiaka
Fototeny  2siaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava.
5Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io.
6Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 masikia, 13 misaika, 14 misiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02