|
|
|
|

Teny iditra1 misevotsevoka
Fototeny  2sevosevo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maimay, dodona, mirotoroto, mikorododo: Ilazao izy tsy hisevotsevoka foana toy izany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9misevosevo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12