|
|
|
|

Teny iditra1 misendaka
Fototeny  2sendaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity.
5Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin' ny be sy ny maro.
6Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12