|
|
|
|

Teny iditra1 miselatra
Fototeny  2selatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandalo vetivety, haingana; mihelina, miserana: Niselatra kely fotsiny izy.
5Manjopiaka, mamirapiratra: Niselatra tamin' ny rano ny taratry ny fiaramanidina nandalo teo amboniny. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 miselatra, 11 STeLaRiMa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/25