|
|
|
|

Teny iditra1 misehaseha
Fototeny  2sehaseha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4sempotsempotra, miefonefona. [Tanosy] [1.78]
5Sahisahy, miandranandrana mampiseho avona, mirehareha. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02