|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misaritaka |
| Fototeny | 2saritaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko.
5Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala. 6Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be in disorder.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8être pêle-mêle.
[1.8] 9être en désordre; être ébouriffés (cheveux). [Tanala] [1.6] |
| Ohatra |
10 Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova.
[2.472]
11 Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany. [2.895#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 misaritaka, 18 ramitsiaka, 19 tsimiaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|