|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misariko |
| Fototeny | 2sariko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manozona, manompa: Aza misariko olona tsy naninon-tsy naninona anao.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 mikorisà, mikorisa, 10 misariko, 11 misaroky, 12 misokira, 13 sarimoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|