|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misarebaka |
| Fototeny | 2sarebaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mirefarefa amin' ny tany: Misarebaka ny lambanao.
5Mitafy lamba izay arefarefa amin' ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao?. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|