|
|
|
|

Teny iditra1 misarangotra
Fototeny  2sarangotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 misarangotra, 12 misarongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02