|
|
|
|
Teny iditra
1
misaraka tsy misy maratra
Sokajin-teny
2
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
3
ilazana ny fisarahana vita fifanarahana ka samy tsy misy voakasika na ny andaniny na ny ankilany.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19