|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misanjo |
| Fototeny | 2 sanjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Antambahoaka] mifofo, maka fofombady
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 5 misanjo |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Tanala] mitafy, misarona, mirakotra
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|