|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misangeloka |
| Fototeny | 2sangeloka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao fihetsika hafahafa, miangentsam-pihetsika, tsy manao ohatra ny olona rehetra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Se singulariser, être bizarre, être affecté dans ses manières.
[1.3#575] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|