|
|
|
|

Teny iditra1 misangazotsa
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mihanika, manao antsavily, misarangotra: Manao fañahin-trakavola ko antitse vao misangazotse (Manao fanahin'anantsinahy ka antitra vao misarangotra). [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12