|
|
|
|

Teny iditra1 misandrahaka
Fototeny  2sandrahaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5same as mirahaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6rayonnant. [1.13]
Ohatra  7 Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany. [2.470]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Voambolana  11 Fizìka
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02