|
|
|
|

Teny iditra1 misampotina
Fototeny  2sampotina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misafotofoto misaritaka: Taratasy misampotina.
5Misangodingodina, mitambolimbolina: Oadray ity vovoka misampotina noho ny tadio nandalo teo iny!. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Etre embrouillé, entortillé, tournoyer, tourbillonner: Misampotina ireo tady ireo (Ces cordes sont embrouillées) ~ Jereo io vovoka misampotina io (Regardez cette poussière qui tourbillonne). [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  10misampontina

Fivaditsoratra  11 misampotina, 12 mpianatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12