|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misamontitra |
| Fototeny | 2samontitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4tezitra mafy.
[Bezanozano]
[1.78] 5tezitra, misafoaka, vinitra izaitsizy, mitroatran' ny hatezerana: Nisamontitra tamin' ny mpianany nananihany azy Ramose. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6s'irriter, être furieux: Nisamontitra tamin' ny zanany izy (Il était furieux contre son fils).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11misamontotra |
| Mpanahaka | 12 mifoaba, 13 mifoaka, 14 mitroatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|