|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misamaka
Fototeny  2samaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina.
5Misahana raharaha maso: Nisamaka telo izy ka nalaky vizana. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 misamaka
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12miteraka. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  13 mamisaka, 14 mimasaka, 15 misamaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12