|
|
|
|

Teny iditra1 misalesaka
Fototeny  2salesaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitresaka eo amin' ny afovoany; misaraka roa: Mahagaga fa nisalesaka foana teo ilay volany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12