|
|
|
|

Teny iditra1 misalehotra
Fototeny  2salehotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Maimaika foana; sahisahy; miselontselona amin' ny raharahan' ny sasany: Iza no nilaza taminy hoe misalehora amin' ny zavatra tsy mikasika azy!. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12