|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misahana
Fototeny  2sahana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka: Tsy afaka hisahana ny sakany sy ny lavany aho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Faire face à plusieurs travaux à la fois. [1.3#557]
Ohatra  6 Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra. [1.320#]
7 Fikambanam-barotra misahana ny fitaterana an-tsambo no niasany [2.583]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12misahana raharaha betsaka

Teny iditra (2/2)13 misahaña
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15manohatra, manandrana. [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  16 mahasina, 17 masahina, 18 misahaña, misahana, 19 samahina, 20 simahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03