|
|
|
|

Teny iditra1 misafotaka
Fototeny  2safotaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy loto mifotetaka: Mahatsikaiky ny mijery ny tarehin' ny zazakely misafotaka rehefa avy mihinana tavinkena. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12