|
|
|
|

Teny iditra1 misafofoka
Fototeny  2safofoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mianjera.
5Voan' ny aretin-tampoka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Tomber, être saisi d’une attaque. [1.3#556]
Ohatra  7 Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy; [2.587#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Voambolana  11 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12