|
|
|
|
Teny iditra
1
misabilaka
Fototeny
2
sa
bi
laka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Vilambilana, mivaona (mitovy amin' ny misobilaka).
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
misabilaka
6
Ny lasa :
nisabilaka
7
Ny hoavy :
hisabilaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12