|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mirosarosa
Fototeny  2rosarosa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao zavatra na mandeha miadana dia miadana, tsy rototra. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8 mirôsarôsa
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10mampiseho ny voniny, mamony: Mirôsarôsa ny voninahitra (vary). [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  11 mirosarosa, mirôsarôsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05