|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miropy |
| Fototeny | 2ropy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitakoko, mipetraka manjokaiky.
5Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra). [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 miropy, 10 mpiory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|