|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mirongo |
| Fototeny | 2rongo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misy vakana ny sisiny (lamba).
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 mirongo |
| Fototeny | 10rongo |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Mitondra eny amin' ny tena: Mirongo fiadiana izy rehefa mivoaka.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 17 mirongo |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19mirandrana, manao volo.
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 20 Fandram-bolo |
| Fivaditsoratra | 21 mirongo, 22 mongory, 23 morongy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|