|
|
|
|

Teny iditra1  mironaka (ronaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Tia fatratra, matim-pitia: Efa ela no fantatro ho nironaka tamin' iny zazalahy iny ny zanakao [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  8  manikora, maniroka, manorika, mikaroña, mikorana, miranoka, mironaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05