|
|
|
|

Teny iditra1 mirona
Fototeny  2rona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany.
5~ Mirona amin' ny politika ny lohan-janako
.
6Efa ho rava: Mirona ny fanjakana.
7Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8Etre incliné, penché: Mirona ny rindrina (La muraille penche) ~ Mirona ny zaza kely (Le petit enfant penche la tête, a sommeil).
9lâcher pied sur le champ de bataille, faiblir: Nirona ny miaramila tamin' ny ady (Les soldats lâchèrent pied sur le champ de bataille). [1.3#546]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  13lemaka miraika ria mirona
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 Armonì, 16 Armony, 17 manory, 18 mirano, 19 mirona, 20 ramino, Ramino, 21 Rimona, 22 romany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03