|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miroky |
| Fototeny | 2roky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to speak a dialect.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6parler dialecte, patois.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Basivava tsy mahay mikabary Marovatana be tany tsy misy vokatra Avaradrano mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony be kibo tsy manavy Vonizongo be ohabolana miroky Vakinankaratra fa ny Voromahery ihany no lohany [2.131] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 miroky, 13 moriky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|