|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirizatsa |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] mikohaka (marary): Leha i Radilahy izae ko tsa nandre haleña fa mirizatsa be naho sikaiña (Tsy nahita tory raha i Radilahy izy halina fa sady sempotra izy no mikohaka)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|