|
|
|
|

Teny iditra1 mirivirivy
Fototeny  2rivirivy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza famelezana sesilany, ka tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny toy ny hoe kapoka, tehamaina: Kapoka mirivirivy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  8kapoka mirivirivy

Fivaditsoratra  9 mirivirivy, 10 miviriviry

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08